Ao ambany Baobab mihira izahay
Ao ambany Baobab mandihy izahay
Ao ambany Baobab mitendry izahay
Ao ambany Baobab miray izahay
Hita amin’ny tarehin’ny namana feno fifaliana
Rehefa mihira dia faly foana izahay
Ao ambany Baobab mandihy izahay
Ao ambany Baobab mitendry izahay
Ao ambany Baobab miray izahay
Hita amin’ny tarehin’ny namana feno fifaliana
Rehefa mihira dia faly foana izahay